Teny iditra | 1 ratsy fiaina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Olona tsy menatra, tsy valahara, mpivaro-tena, mivelona amin' ny halatra sy ny hafetsifetsena isan-karazany [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 Qui a mauvais caractère, bourru, dont la conduite est peu régulière [1.3] |
Tovy hevitra | 5 ratsy fitondran-tena |
Singan-teny | 6 ratsy, fiaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |